Teny iditra | mahagaga (gaga) | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho gaga, mahavariana, mahatalanjona: Mahagaga ny fahaizan' ny olombelona fa tongany hatreny amin' ny volana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Wonderful To produce wonder, to make astonished [1.2] | ||||||
Astounding To astound [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Admirable, étonnant, surprenant: Nahagaga ahy ny hasahiany (Son audace m'a étonné) [1.3] | ||||||
Qui étonne, surprenant [1.8] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahagaga io | ||||||
Teny iditra | Mahagaga (maha, gaga) | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||||
Fangi-bolantany | -12.75, 48.9666667
-12.4166667, 49.35 | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |