Teny iditra | mamorofotra (forofotra) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rakotra bontaimbontsina kely be dia be: Indray andro ihany dia nivoaka ny bonibonin' Ilita; namorofotra daholo ny kibony sy ny lamosiny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Affected with scabies. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Atteint, couvert d'une éruption cutanée [1.3] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |