|
|
|
|

Teny iditra1  marena tokantrano
Singan-teny  2  marèna, tokantrano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] may your home life be true (a form in saluting newly married people)
Voambolana  6  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/20