|
|
|
|

Teny iditra 1  tokantrano
Singan-teny  2 tokana, 3 trano
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
7 Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 household stuff; the household; house-keeping [1.2]
9 a household; a wife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [1.3]
11 ménage; épouse [1.8]
Ohatra  12  Efa nahazo tokantrano izy [1.1]
13  Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1]
14  manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471#67]
15  Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470#101]
Voambolana  16  Fifandraisana: fianakaviana
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tokantrano
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21