|
|
|
|

Teny iditra1  matesa anie aho alohanao
Singan-teny  2  matesa, anie, aho, aloha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny fanaon' ny efa zokinjokiny hanehoany ny fitiavany ny zanany na izay zaza tiany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] litéralement: que je meure avant vous; figuré: vivez longtemps
Voambolana  6  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19