Teny iditra | miladitra (laditra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha na manao zavatra miadana dia miadana: Hosoloako mihitsy io mpiasa io fa miladitra loatra raha manao zavatra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | meda ~ medameda ~ mitaredretra ~ mitsiredareda ~ milasilasy ~ mitavozavoza ~ mikisinkisina ~ miadana | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |