Teny iditra |
mitanisa
(tanisa (isa))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao tanisa Manonona tsirairay, milaza antsipiriany: Nitanisa ny fahavoazany teo izy nandritra ny antsasak' adiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To enumerate [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | énumérer [1.8]
|
| Dénombrer, citer, énumérer [1.13]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitanisa |
Ny lasa : |
nitanisa |
Ny hoavy : |
hitanisa |
Filaza mandidy : |
mitanisà |
|
|
Teny iditra |
mitanisa
(tanisa (isa))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To conjugate a verb [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Conjuguer un verbe [1.8]
|
| Conjuguer [1.13]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitanisa |
Ny lasa : |
nitanisa |
Ny hoavy : |
hitanisa |
Filaza mandidy : |
mitanisà |
|
|
Teny iditra |
mitanisà
(tanisa (isa))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanisa
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|