Teny iditra | mive | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Mivoy [1.78] | |
[Bara] Mirona, mihilana, mievona, mivoy [1.78] | ||
Teny iditra | mive (ve) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Miverina [1.78] | |
Teny iditra | mive | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy] Mievina [1.78] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |