|
|
|
|

Teny iditra1  orinasa marorantsana
Singan-teny  2  orinasa, marorantsana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] société multinationale
Ohatra  5  Fa miavaka amin' ireny i Afrika Atsimo, izay na taloha na taorian' ny fanavakavaham-bolon-koditra, dia sady nahay nitsofoka tamin' ny orinasa marorantsana erantany no namorona ho azy koa tao aminy [4.27]
Voambolana  6  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16