Teny iditra | 1 ramiretaka |
Singan-teny | 2 ra, miretaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Aretina mpahazo ny kisoa, izay mahatonga azy halemy, hiretaka tsy mahajoro ary dia mahafaty azy [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09 |