|
|
|
|

Teny iditra1  saridinina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra)
Voambolana  4  Haibiby: trondro
5  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  6  nasidrainy, saridinina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31