Teny iditra | 1 tany kotra |
Singan-teny | 2 tany, kotra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao 5 [2.117] Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy |
Ohatra |
6 Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117] |
Voambolana |
7 Toe-karena: fambolena |
Fivaditsoratra | 8 natakotry, nitakotra, tany kotra, tinakatro, tinakotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |