|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  teno
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanosy] lamba
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/3)5  teno
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Taisaka] sakafo maraina alohan'ny hiasana ny handehanana lavitra
Voambolana  8  Toe-karena: hanina

Teny iditra (3/3)9  teno
Sokajin-teny  10  anarana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  ento, eton, teno, tone

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/30