Teny iditra | traky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Lava na mandroso noho ny namany (nify): Traky nify ity zaza ity [1.1] | |
Ohatra | Lehilahy ratsy endrika, traky nify, maloto lamba, besikina izay izy io.
[2.472] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | katry, kitra, traky, trika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |