|
|
|
|

Teny iditra1  tsindry ladina
Singan-teny  2  tsindry, ladina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] marcotage par couchage
6  [1.196] Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. Vient de tsindry : pression, contrainte.
Voambolana  7  Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14