Teny iditra | vatofalia | |
Singan-teny | vato ; falia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pierre à fusil, silex [1.3] | |
Ohatra | Nanampy ny basy sy ny pondy sy ny vatofalia teo aloha
[2.48] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Tovy hevitra | falia ~ vatoafo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vatofalia io | |
Fivaditsoratra | vatofalia, vatolafia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13 |