Teny iditra | vavafo (vava, fo) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Vavony [1.78] | ||
Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The solar plexus [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le creux de l'estomac [1.8] | ||
Ohatra | Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo.
[2.356] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Tovy hevitra | ambavafo | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |