<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 12:1 | And the |
Ary Jehovah naniraka an' i Natana hankao amin' i Davida. Ary dia tonga tao aminy izy ka nanao taminy hoe: Nisy olona roa lahy tao an-tanàna anankiray, ny iray manan-karena, ary ny iray malahelo. | Nirahin' ny Tompo ho any amin' i Davida Natàna, ka tonga tany aminy izy, dia nanao taminy hoe: Nisy olona roa lahy, tao amin' ity tanàna anankiray; ny iray mpanan-karena ary ny iray mahantra. |