<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 13:3 | But |
Fa Amnona nanan-tsakaiza, Jonadaba no anarany, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida; ary Jonadaba dia olona fetsy loatra. | Nanan-tsakaiza anankiray atao hoe Jonadaba Amnona; zanak' i Semaa rahalahin' i Davida izy io, ary lehilahy fetsy loatra Jonadaba. | Mais |