<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 16:1 | And when |
Ary nony vao nihilana kely avy teo an-tampon' ny tendrombohitra Davida, indro, Ziba, mpanompon' i Mefiboseta, nitsena azy mitondra boriky roa voaisy lasely sady ampitondraina mofo roan-jato sy voaloboka maina zato sampaho sy voankazo masaka fahavaratra zato ary divay iray tavoara. | Vao tafahoatra kely ny tampony Davida dia inty Sibà mpanompon' i Mifiboseta tonga nitsena azy, nitondra ampondra roa voaisy lasely, ka nibaby mofo roan-jato, ampembam-boaloboka maina zato, voankazo masaka zato, ary divay iray siny hoditra. | Lorsque |