<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 16:9 | Then said |
Ary hoy Abisay, zanak' i Zeroia, tamin' ny mpanjaka: Nahoana no avela hanozona ny mpanjaka tompoko io alika maty io? Trarantitra ianao, aoka aho handeha ka hanapaka ny lohany. | Ka hoy Abisaia zanak' i Sarvià tamin' ny mpanjaka: Ahoana no anozoan' ilay alika maty io ny mpanjaka tompoko? Avelao kely aho handeha hanapaka ny lohan' io! |