<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 17:20 | And when |
Ary nony tonga tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon' i Absaloma, dia nanao hoe: Aiza Ahimaza sy Jonatana teto? Fa hoy ravehivavy taminy: Tafita ny renirano kely izy izay. Ary nony efa nitady azy ireo ka tsy nahita, dia niverina nankany Jerosalema. | Niditra tao amin-dravehivavy tao an-trano ny mpanompon' i Absaloma ka hoy izy hoe: Aiza Akimaasa sy Jonatasy? Fa hoy ravehivavy namaly azy: Tafita ny renirano kely izy izay. Dia nitady izy ireo, ka nony tsy nahita dia niverina nankany Jerosalema. | Les serviteurs d' |