<-
->

2Sm / 2Sam 17:6 And when Hushai was come to Absalom, Absalom spake unto him, saying, Ahithophel hath spoken after this manner: shall we do after his saying? if not; speak thou. Ary nony tonga teo amin' i Absaloma Hosay dia hoy Absaloma taminy: Izao no hevitr' i Ahitofela; ka hanao araka ny teniny va isika? Sa ahoana kosa no hevitrao? Nony tonga toe amin' i Absaloma Kosaia dia hoy Absaloma taminy: Izao sy izao no tenin' i Akitofela, ka tokony hataontsika va izay nolazainy? Raha tsy hatao izany dia mitenena hianao izao. Hushaï arriva auprès d' Absalom, et Absalom lui dit : " Ahitophel a parlé de telle manière. Devons-nous faire ce qu' il a dit ? Sinon parle toi-même. "