<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 18:32 | And the king said unto |
Ary hoy ny mpanjaka tamin' ilay Kosita: Tsara ihany va Absaloma zatovo? Fa hoy ilay Kosita: Aoka ny fahavalon' ny mpanjaka tompoko sy izay rehetra mitsangana hanisy ratsy anao ho tahaka iny zatovo iny. | Fa hoy ny mpanjaka tamin' ilay Kosita: Tsara tsy misy maninona va ny amin' ny zatovo, Absaloma? Ary hoy ny navalin' ilay Kosita: Hanahaka iny zatovo iny anie ny fahavalon' ny mpanjaka tompoko, mbamin' izay rehetra mitsanga-kanisy ratsy anao! | Le roi demanda au |