<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 23:17 | And he said, Be it far from me, O |
Fa hoy Davida: Sanatria, Jehovah ô, raha hanao izany aho; tsy ran' ny lehilahy izay nandeha nanao vy very ny ainy va ity? Ka dia tsy nety nisotro izy. Izany zavatra izany no nataon' ireo telo lahy mahery ireo. | Sanatria ahy ny hanao izany, ry Iaveh ô! Satria inona ity fa tsy ny ran' ireo olona nandeha nanao vy very ny ainy! Ka dia tsy nety nisotro izany izy. Izany no nataon' izy telo lahy mahery ireo. | Il dit : " Que |