<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 5:9 | So |
Dia nitoetra tao anatin' ny batery fiarovana Davida, ary ny anarany nataony hoe: Tanànan' i Davida. Ary narafitr' i Davida ny manodidina hatrany Milo mbamin' ny ao anatiny. | Dia niorim-ponenana teo amin' ny toerana mimanda Davida, ka nataony hoe: Tanànan' i Davida izany. Ary nanorina trano tamin' ny manodidina Davida hatrany Melao, mbamin' ny ao anatiny koa. |