<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 1:3 | But the angel of the |
Ary Ilay Anjelin' i Jehovah niteny tamin' i Elia Tisbira hoe: Miaingà, miakara hihaona amin' ny iraky ny mpanjakan' i Samaria, ka manaova aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Moa ataonareo fa tsy misy Andriamanitra eo amin' ny Isiraely va, no mandeha hanontany amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, ianareo? | Fa hoy kosa ny anjelin' ny Tompo tamin' i Elia Tesbita: Mitsangàna hianao, ka miakara hitsena ny iraky ny mpanjakan' i Samaria, dia izao no lazao amin' izy ireo: Moa ny tsy fisian' Andriamanitra any amin' Israely va no andehananareo hanontany amin' i Beela-Zeboba andriamanitr' i Akarona? | Mais l' Ange de |