<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 11:2 | But |
Fa Joseba. zanakavavin' i Jehorama mpanjaka ary anabavin' i Ahazia, dia naka an' i Joasy, zanak' i Ahazia, ka namonjy azy mbamin' ny mpitaiza azy avy teo amin' ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina ho ao an-trano fitehirizam-pandriana ary nafeniny an' i Atalia izy, ka dia tsy mba voavono. | Fa Josaba zanakavavin' i Jorama mpanjaka, sy anabavin' i Okoziasa, naka an' i Joasa zanak' i Okoziasa kosa, sy nanatsoaka azy teo amin' ny zanak' andriana, izay novonoin' ny olona, ary nametraka azy mbamin' ny mpitaiza azy, tao an' efitrano fitoeram-parafara, ka voaafina tsy hitan' ny mason' i Atalia, ka tsy novonoina izy. | Mais |