<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 13:1 | In the three and twentieth year of |
Tamin' ny taona fahatelo amby roa-polo nanjakan' i Joasy, zanak' i Ahazia, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Joahaza, zanak' i Jeho, tamin' ny Isiraely tany Samaria, ary nanjaka fito ambin' ny folo taona izy. | Tamin' ny fahatelo amby roapolon' ny taona nanjakan' i Jodà no vao nanjaka tamin' Israely tao Samaria kosa Joakaza zanak' i Jeho. Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. | En la vingt-troisième année de |