<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:12 | Because they obeyed not the voice of the |
Satria tsy nihaino ny feon' i Jehovah Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, dia izay rehetra nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, ka tsy nihaino na nankato izany izy. | satria tsy nihaino ny feon' ny Tompo Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, ary tsy misy nohenoiny na narahiny izay rehetra nodidian' i Moizy mpanompon' ny Tompo. | C'était parce qu' ils n' avaient pas obéi à la parole de |