<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:16 | At that time did |
Tamin' izany andro izany no nanendahan' i Hezekia ny volamena tamin' ny varavaran' ny tempolin' i Jehovah sy tamin' ny tolana, dia ilay efa napetak' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda; ary dia nomeny ho an' ny mpanjakan' i Asyria izany. | Tamin' izany andro izany, novakin' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà ny varavarana aman-tolam-baravaran' ny tempolin' ny Tompo, izay efa nopetahan' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà takela-bolamena, ary nomeny ny mpanjakan' i Asiria ny volamena. | C' est alors qu' |