<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:9 | And it came to pass in the fourth year of king |
Ary tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Hezekia mpanjaka (dia ny taona fahafito nanjakan' i Hosea, zanak' i Elaha, mpanjakan' ny Isiraely, izany) no niakaran' i Salmanesera mpanjakan' i Asyria, hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. | Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ezekiasa mpanjaka, izay taona fahafito nanjakan' i Osea, zanak' i Elà, mpanjakan' Israely, no niakaran' i Salmanasara mpanjakan' i Asiria hamely an' i Samaria sy nanaovany fahirano azy. | En la quatrième année d' |