<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 21:11 | Because |
Satria Manase, mpanjakan' ny Joda, nanao izao fahavetavetana izao ka nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra nataon' ny Amorita izay teo alohany sady nampanota ny Joda tamin' ny sampiny, | Noho Manase mpanjakan' i Jodà nanao izany fahavetavetana izany, sy noho izy nanao zava-dratsy mihoatra noho izay rehetra nataon' ny Amoreana teo alohany, ary noho izy nampanota an' i Jodà tamin' ny sampiny, | "Parce que |