<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:11 | And he took away the horses that the kings of |
Ary ny soavaly izay nohamasinin' ireo mpanjakan' ny Joda ho an' ny masoandro ka nataony teo amin' ny fidirana ho ao an-tranon' i Jehovah, teo akaikin' ny efi-tranon' i Natana-meleka tandapa, izay tao Parvara, dia nesoriny; ary ny kalesin' ny masoandro nodorany tamin' ny afo. | Nofoanany ny soavaly natokan' ny mpanjakan' i Jodà ho an' ny masoandro teo amin' ny fidirana mankao an-tranon' ny Tompo, akaikin' ny efi-tranon' i Natana-Meleka, eonoka, izay tanatin' ny fanampin-trano; nodorany tamin' ny afo ireo kalesy ho an' ny masoandro. | Il fit disparaître les chevaux que les rois de |