<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:2 | And the king went up into the house of the |
Dia niakatra ho ao an-tranon' i Jehovah ny mpanjaka, ary nanaraka azy ny lehilahy rehetra amin' ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema mbamin' ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe; ary novakiny teo anatrehany ny teny rehetra tamin' ny bokin' ny fanekena izay hita tao an-tranon' i Jehovah. | Dia niakatra ho ao an-tranon' ny Tompo ny mpanjaka mbamin' ny lehilahy rehetra amin' i Jodà, ny mponina ao Jerosalema rehetra, ny mpisorona, ny mpaminany sy ny vahoaka rehetra, hatramin' ny kely indrindra ka hatramin' ny lehibe indrindra, ka novakiny teo anatrehan' izy ireo ny teny rehetra tao amin' ny bokin' ny fanekem-pihavanana izay hita tao an-tranon' ny Tompo. | et le roi monta au Temple de |