<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 4:41 | But he said, Then bring meal. And he cast it into the pot; and he said, Pour out for the people, that they may eat. And there was no harm in the pot. | Fa hoy Elisa: Itondray koba. Dia narotsany tao am-bilany ny koba, ka hoy izy: Andoary amin' izao ny olona hohaniny. Ary dia tsy nisy zavatra nampaninona intsony tao am-bilany. | Dia hoy Elisea: Itondray lafarina aho. Ary narotsany tao am-bilany izany, dia hoy izy: Arosoy amin' izao hohanin' ny olona. Izay vao tsy nisy nampaninona intsony tao am-bilany. | Alors |