<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 4:42 | And there came a man from |
Ary nisy lehilahy avy tany Bala-salisa nitondra mofo avy amin' ny voaloham-bokatra ho an' ny lehilahin' Andriamanitra, dia mofo vary hordea roa-polo sy salohim-bary maitso tao an-kitapo. Dia hoy Elisa: Omeo ny olona hohaniny ireny. | Nisy lehilahy anankiray avy any Baala-Salira nitondra mofo natao tamin' ny santabary ho an' ity olon' Andriamanitra, dia mofo orja roapolo, sy vary vaovao tao an-dasakany; ka hoy Elisea: Omeo ny olona hohaniny. | Un homme vint de |