<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 5:26 | And he said unto him, |
Fa hoy kosa Elisa taminy: Tsy niaraka taminao ihany va ny foko tamin' ilay nihodina niala tamin' ny kalesy hitsena anao ralehilahy? Moa andro fandraisam-bola, na fandraisana fitafiana, na tanin' oliva, na tanim-boaloboka, na ondry aman' osy, na omby, na ankizilahy, na ankizivavy va izao? | Fa hoy Elisea taminy: Tsy niaraka taminao va ny fanahiko, tamin' ilay nilaozan-dralehilahy ny kalesiny hitsena anao? Moa va izao no fotoana fandraisam-bola, na fandraisam-pitafiana, na oliva, na voaloboka, na ondry, na omby na mpanompo lahy sy vavy? | Mais |