<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 16:1 | So they brought the ark of |
Ary nampiditra ny Fiaran' Andriamanitra ny olona ka nametraka azy tao afovoan' ny lay izay naorin' i Davida ho azy; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan' Andriamanitra izy. | Nony efa voampiditra ny fiaran' Andriamanitra sy efa napetraka tao afovoan' ny lay naorin' i Davida ho azy, dia nanatitra sorona dorana sy sorom-pihavanana teo anatrehan' Andriamanitra ny olona. | On introduisit l' arche de |