<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 18:6 | Then |
Ary nisy namponenin' i Davida tany Syria any Damaskosy; dia tonga mpanompon' i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an' i Davida teny amin' izay rehetra nalehany. | Nametrahan' i Davida miaramila mponina Sirian' i Damasa, ka dia tonga mpanompo nanatitra hetra ho an' i Davida ny Siriana. Nomen' ny Tompo an' i Davida ny fandresena tamin' izay rehetra nalehany. | Puis |