<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 19:5 | Then there went certain, and told |
Ary dia nisy lasa nanambara tamin' i Davida izay natao tamin' ireo lehilahy ireo; ary izy naniraka hitsena azy, fa afa-baraka loatra izy, ka dia hoy ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko aloha ambara-panirin' ny somotrareo, vao mody ianareo. | Fa nisy nandeha nilaza ny nanjo an' ireo lehilahy ireo tamin' i Davida, ka naniraka olona hitsena an' ireo izy, fa nangaihay loatra ireo lehilahy ireo, ary izao no nasain' ny mpanjaka holazaina tamin' izy ireo: Mitoera any Jerikao hianareo, mandra-panirin' ny somotrareo, vao modia. | On alla informer |