<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 21:22 | Then |
Ary hoy Davida tamin' i Araona: Mba omeo ahy amin' izay tokom-bidiny ity famoloana ity hanorenako alitara ho an' i Jehovah; omeo ahy izy, mba hitsaharan' ny areti-mandringana tsy hamely ny vahoaka. | Dia hoy Davida tamin' i Ornàna: Afoizo ho ahy ny tokotany misy ity famoloana ity, fa hanorenako otely ho an' ny Tompo; afoizo ho ahy amin' izay tokom-bidiny marina haloa vola, hialan' ny aretina mandringana ny vahoaka. |