<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 23:13 | The sons of |
Ny zanakalahin' i Amrama dia Arona sy Mosesy. Ary Arona natokana ka nohamasinina ho masina indrindra, dia izy sy ny taranany mandrakizay, handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan' i Jehovah sy hanao fanompoam-pivavahana ho Azy ary hitso-drano amin' ny anarany mandrakizay. | Zanakalahin' i Amrama: Aarona sy Moizy. Ary Aarona natokana hohamasinina indrindra, izy mbamin' ny taranany mandrakizay, mba hanolotra zava-manitra hanetona eo anatrehan' ny Tompo, hanao ny fanompoany ary hitso-drano ny olona amin' ny anarany mandrakizay. | Fils d' |