<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 29:25 | And the |
Ary Jehovah nanandratra an' i Solomona indrindra teo imason' ny Isiraely rehetra sady nanome azy voninahitry ny fiandrianana mihoatra noho ny mpanjaka rehetra talohany teo amin' ny Isiraely. | Ny fiandrianan' i Salomona nasandratry ny Tompo ho ambony indrindra teo imason' Israely rehetra, ny fanjakany nomeny voninahitra mihoatra noho ny an' ny mpanjaka talohany teo amin' Israely rehetra. | Sous les yeux de tout |