<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 7:15 | And |
Ary Makira naka vady ho an' i Hopima sy Sopima; ny anaran' ny rahavaviny dia Imaka; ary ny anaran' ny manarakaraka dia Zelofada; ary Zelofada nanan-janakavavy. | Makira naka vady tamin' ny avy amin' i Hapfima sy Safàna: Maakà no anaran' ny anabaviny. Salfaada no zanany lahiaivo, ary nanan-janakavavy Salfaada. |