<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 15:2 | And he went out to meet |
ary dia nivoaka hitsena an' i Asa izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asa mbamin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra: Jehovah momba anareo, raha ianareo momba Azy; ary raha mitady Azy kosa ianareo, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy ianareo, dia hahafoy anareo Izy. | ka nandeha nitsena an' i Asà izy, sy nilaza taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asà, mbaminareo Jodà sy Benjamina rehetra. Momba anareo Iaveh raha momba azy hianareo; raha mitady azy hianareo, dia hety ho hitanareo izy, fa raha mahafoy azy kosa hianareo, dia mba hahafoy anareo koa izy. | qui sortit au-devant d' |