<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 15:8 | And when |
Ary raha ren' i Asa izany teny izany sy ny faminanian' i Odeda mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. | Nony nandre izany teny izany, dia ny faminanian' i Obeda mpaminany, Asà, dia nihenjana, ka nesoriny avokoa ny fahavetavetana rehetra tamin' ny tanin' i Jodà sy Benjamina ary ny tanàna azony tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima, sady nohavaoziny ny otelin' ny Tompo teo anoloan' ny alo-baravaran' ny Tompo. | Quand |