<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 16:4 | And |
Ary Beni-hadada nanaiky ny tenin' i Asa mpanjaka ka naniraka ireo komandin' ny miaramilany hamely ny tanànan' ny Isiraely; dia nandrava an' Iona sy Dana sy Abela-maima ary ny trano fitehirizana rehetra izay teny amin' ny tanànan' ny Naftaly izy. ireo komandin' ny miaramilany hamely ny tanànan' ny Isiraely; dia nandrava an' Iona sy Dana sy Abela-maima ary ny trano fitehirizana rehetra izay teny amin' ny tanànan' ny Naftaly izy. | Nohenoin' i Ben-Hadada, Asà mpanjaka, ka nirahiny hamely ny tanànan' Israely ny filohan' ny tafiny, dia noreseny Ahiona sy Dana ary Abela-Maima mbamin' ny tanàna fitehirizana rehetra teo amin' i Neftalì. |