<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 2:10 | And, behold, I will give to thy servants, the hewers that cut timber, twenty thousand measures of beaten wheat, and twenty thousand measures of barley, and twenty thousand baths of wine, and twenty thousand baths of oil. | Ary hoy Hirama, mpanjakan' i Tyro, tamin' ny taratasy izay nampanateriny ho any amin' i Solomona: Noho ny fitiavan' i Jehovah ny olony no nanendreny anao ho mpanjakany. | Dia izao no navalin' i Hirama mpanjakan' i Tira tao amin' ny taratasy nampitondrainy an' i Salomona: Noho ny fitiavan' ny Tompo ny vahoakany no nananganany anao ho mpanjakany. |