<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 22:1 | And the inhabitants of |
Ary ny mponina tany Jerosalema nampanjaka an' i Ahazia, faralahin' i Jehorama, handimby azy; fa ny zokiny rehetra efa matin' ny mpitoha ady izay nanaraka ny Arabo hatrany an-toby avokoa. Koa Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, no nanjaka. | Okoziasa zanak' i Jorama faralahy no nampanjakain' ny mponina ao Jerosalema handimby azy, fa ireo zokiny rehetra, efa matin' ny mpitoha ady niara-tonga tamin' ny Arabo, tao an-toby. Izany no nanjakan' i Okoziasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà. | Les habitants de |